1 K+Installs
66 MBSize
12.3Version

Baiboly voadika amin'ny fiteny Sihanaka

Latest Version

Version
Update
Nov 28, 2024
Installs
1,000+

Advertisement

Baiboly Sihanaka APP

Ity Baiboly ity dia natao dikan-teny manakaiky ny fon’ny olona.
Natao hanamora ny famakiana sy ny fandraisana ary ny fiainana ny tenin’Andriamanitra araka ireo fitenin’ny faritra samihafa.
Mizara ny mana isan'andro ho anao.
Misy rakipeo azo henoina ary mifanaraka amin'ny teny vakiana.
Misy drafitra hanampy sy hanamora ny famakianao ny Baiboly.
Afaka mizara ny tenin'Andriamanitra miainga avy ao amin'ny Baiboly ity ianao.
Afaka mizara sary misy tenin'Andriamanitra ianao.
Afaka asongadina izay teny manamarika anao ary lasa manana fiandry pejy ianao.
Azo zaraina ny "application."
Read more